Madagascar (Malgache)
Présentation
Salama tompoko, izaho no mpitsabo , raha mety ianao dia hampiasa ny telefaona handika ny fanontaniana izay anontaniako ianao.
Mpitsabo
Dokotera
Mpamonjy tra-boina
Mpanao asa soa
Mpandray olona
Mpianatra ho dokotera
Rasazy
Sekretera
Mpitsabo
Identité
Azonao ampisehoana ahy ve ny pasipaoronao ?
Azonao ampisehoana ahy ve ny karapanondronao?
Azonao ampisehoana ahy ve ny taratasy misy ny anaranao?
Afaka mampiseho ahy ny karatra fitsaboana eroperana ve ianao?
0
Ianao no mandoa ny saran'ny fitsaboana
Tsy ianao no mandoa ny sarampistaboana ianao
Avy aiza ny tany niavianao ?
Aiza no mipetraka ianao amin'izao fotoana izao ?
Manana numéro fianday azo iantsoana anao ve ?
Attente
Miandry kely ianao.
eo amin'ny seza
Eo amin'ny dabilio
ao amin'ny trano fiandrasana
Ho avy izahay hiantso anao.
Tsy mahazo misakafo, na misotro na koa mifoka mandritra ny fiandrasana
Tsy maintsy miandry eto ny fianakavianao.
Arakaraka ny fahasalamanao dia mety hangataka fitsaboana hafa ny dokotera :
fitiliana ra, na hanao radio, skanera, na koa mety hitazona anao raha mila fanarahamaso akaiky ny fahasalamanao
Manainga anao mba tsy hisakafo na koa hisotro zavatra mandrapahazoanao alalana avy amin'ny
dokotera satria misy fitiliana sasany mila fifadian-kanina
Afaka adin'ny iray ny valin'ny fitiliana rà
Accueil
Inona no mahazo anareo?
Misy marary ve amin'ny vatanao?
Eny
Tsia
Aiza no marary.
Ho jereko ny marary aminao.
Hafaka manome isa eo anelanelan'ny aotra sy folo ve ianao amin'ny hamafisan'ny fanaintainana?
10 ny naoty ho an'ny fanaitainana mafy indrindra sady tsy zaka
0
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
Azonao atao ve ny manala ny akanjonao fa ho zahako ianao.
Afaka tsy esorinao ny akanjo anatiny.
Afaka mipetraka eo ambony seza ianao.
Afaka matory eo ambony latabatra fizahana ianao.
Afaka matory eo ambony filanajana ianao.
Neurologie
Torana ve ianao?
Fantatrao ve inona no andro anio?
Fantatrao ve hoe aiza enao zao?
Araho amin'ny maso ny tanako.
Hafaka ahetsikao ve ny tananao sy ny tongotrao?
Ho kasihako ny tananao sy ny tongotrao, tsapanao ve izaho mikasika anao?
Mitodiha aty amiko, ho jereko ny masonao.
0
Akory ny tanako.
Sokafy ny maso.
Sokafy ny vava.
Hatsangano ny tanana havanana.
Misy fanaintainana ve ny lohanao ?
0
0
0
0
Nandeha tany amin'ny tany hafa ve enao nandritriny faran'ny volana teo?
Taiza azafady?
Manelingelina anao ve raha mirehatra ny jiro?
Manelingelina anao ve ny tabataba ?
Hijerena ny lanjan'ny siramamy ao aminao dia hangalana raha ny ankibe anao.
Pneumologie
Ho apetrako eo amin'ny kibonao ny tanako, mba ahalalako hoe mihaino tsara ve ianao.
Mihainà tsotra fotsiny dia aza miresaka.
Sempotra ve?
Mienaha mafy hoe dia avy eo tsofinao.
0
0
Mifoka sigara?
0
Efa nohaninao ve ny fanafody miaro amin'ny fahasemporana izay nomena anao?
Nifoka setroka ve ianao?
Avelako anisin-delo ianao mba hijerena raha misy loto tafiditra any anatinao.
Cardiologie
Manao ahona ny fanaintainanao:
manery
manindrona
mamaivay
Miparitaka ve ny fanaintainanao? aiza avy?
Nanomboka oviana ianao no nahatsapa fanaintainana?
Minitra
Ora
Andro
Ho henoiko ny fitempon'ny fo
Ho tsindriko moramora eo amin'ny hoanao (hoantananao)
Ho raisiko ny tosidrà
Midobodoboka be ve ny fo?
Sokafy ny vava,aingao ny lela,fa omeko fanafody ianao.
Manaivana ny fanaintainanao ve io fanafody io?
Misotro toaka?
Voan'ny diabeta?
Misy kolesterola?
Handray ny fitempon'ny fonao aho,tsy marary akory,aza mietsika fotsiny
ianao mandritra ny segondra vitsivitsy.
Malaise
Tsinjonao ve ilay fanaintaniana?
Inona no tsapanao nandritra ilay fanaintaniana (mangitikitika, marary, taiza?)
0
Fanina
Harerahana be
Fanina ve ianao ?
Mihitatra ve ilay fanaintainana? Mihitatra mankaiza?
Faritra aiza tamin'ny vatana no niseho izany ?
Naharitra hafiriana ilay fanaintainana?
Nipipi ampataloha ve?
Voakaikitra ve ny lela? Sokafy ny vava
Nifanintona ve ianao ?
Nisakafo ve ianao androany ?
Digestif
Aiza no marary.
Mihitatra ve ilay fanaintainana? Mihitatra mankaiza?
Nihen-danja ve ianao, volana vitsivitsy izay? Firy kilao?
Marary ve rehefa mipipi?
0
Oviana no tonga fotoana farany ianao?
Manan'anaka ve ianao ?
Tamin'ny firy no nipipi farany androhany?
Mitohana ve ianao ?
0
Misalebolebo ve ianao ?
Mivalana ve ianao ?
Nandoa ve ianao ?
0
0
0
0
0
Infectieux
0
0
0
0
0
0
0
0
Halaiko ny hafananao.
Ophtalmologie
0
Mandroroa ve ny masonao ?
Marary ve n'y lohanao?
0
0
Antécédents
Misy aretina ve ianao (diabeta, tosidrà ?)
Efa niditra hopitaly ve ianao tsy ela?
Misy fitsaboana ataonao ve amin'izao?
Misy taratasy avy any amin'ny dokotera ve, hividianana fanafody?
Misy sakafo, na zavatra tsy zaka ve ? (Inona ?
Misy aretim-pianakaviana ve ?
Pédiatrie
0
0
0
0
0
0
0
0
Gynécologie
Bevohoka ve ianao ?
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
Traumatologie
0
0
Nanao fiarovan-doha ve ianao ?
Nanao fehi-kibo fiarovana ve ianao ?
0
Ahona n'y ahavon'ny fianjeranao?
0
0
0
0
Tsy maintsy manao aho.
0
Aza mihetsika !
0
0
Examens
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
amin'izao fotoana izao
rahampitso
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
0
Hafaka mipetraka ve ianao?
Hafaka mitsangana ve ianao?
Hafaka mandeha ve ianao?
Traitements et consignes
0
0
0
0
Tsy tokony hisotro ianao.
Tsy mahazo mihinana ianao.
Tsy tokony hifoha ianao.
0
Tsy tokony mifoka ianao.
Mba hiantso anay, tsindrio eto.
Raha mamono na mamono jiro, tsindrio eto.
Eto ny trano fidiovana.
Eto ny efitra fandroana.
Ao ny efitranonao.
Conclusion
0
0
0
0
0
0
0
0
Afaka mody ianao mody.
Mila mandeha any amin'ny hopitaly ianao.
Mila mijanona eny amin'ny hopitaly ianao.
0